manakory aby atsika
toamasina ao?
ino ro vaovao amtsena akany! nanao akory 26 juin, zahay taty manimanina! fa tsy afaka manotra e!
veloma aby!
bsr lavavolo!
C'est pas grave! je vais te traduire en haut plateau les mots que je t'ai envoié!.....manao ahoana daholo tsika ao
toamasina ao?
inona no vaovao amitsika any! nanao ahoana ny 26 juin, zahay taty nahatsiaro fa tsy afaka manotra e!

misy hiran'ny tsiliva vaovao any fa tsy dia mbola malaza loatra!
a+
veloma