Akoury acer,
Aho dia mahatsapa fa tsara no nataoko 30 taona lasa, na tany ampianarana rehefa tsarain 'ny impanpianatra ny devoira ko amin ny stylo mena.
Momba ny vaova GDG: dia ny "site" no nanmako sy ny nomero téléphone izay fantako. Raha hoatra ka manana voavao iano maninona tsy no lazaina, na
tonga dia nomenao azy ny valin 'ny fanontaninny manaba ny + Mars. Mba afatarana fa zanatany marina iano, dia tokony ho fantatrzo fa ny zanatsoratra farany amin 'ny teny Malagasy dia famaky fa tsy tononina. Ex: Hôtel-hôtely.
Ianao koa dia milaza vaovao fa milamina any
Antsirabe amin izao, Nefa kosa izao dia mananan namana tany ny volana Fevrier. Ary vaovao marina no lazainy amiko. Raha ny fahazahoko azy dia any
France ny fiainanao amin "izao fa tsy eto
Madagascar?
Ka noho izany maninoha tsy ny vaovao misy marina amin 'izao fotoana izao no lozaina. Raha ny fandriampaha lemana eto.
Madagascar dia mbola sarotra ary mampanahiana Ka izany no mahatonga aho ilaza fa tsy marinany fanambaronao miliza fa Marge30 hoe milomina any
antsirabe sy ny manodidina azy.
Ary mbola averiko ihany fa mihombo-kevitra amin iray dundée33, ny fandehanana manao "vacances" eto Mada amin' izao fotoana izao dia mbola tsy azo antoka
Fa ny fampirisiana olona iray andeha amin 'ny toerana izay tsy milamina dia tsy stara na "honorable" avy aminao Indrindraindrindra fa tsy fantatra milahola mihitsy no mety mbola hischo
Antsirabe ny andro manaraba.
Eo ampamaronana ny taratasiko aho dia manantena fa' hiverina toin' ny teo alohan'ny tsy filaminana indray i
Madagascar ha mba ho tanana inahalinaritra hoenana.
Traduction ci-dessous pour le cas où............
Akoury acer,
J’ai eu l’impression en lisant ton post d’avoir fait un bon en arrière de 30 ans ou a l’école la « maitresse » corrigé mes devoirs au stylo rouge.....

Pour info du GDR j’ai donné site et téléphone que je connaissais, si tu avais les infos pourquoi ne pas lui avoir donné directement à sa demande du 7 mars demandant si hôtel diamant était ouvert !
Si tu es un zanatany tu devrais savoir que la dernière lettre dans un mot Malgache se lit mais ne se prononce pas hôtel-hotêly.

Tu donne des nouvelles d’
Antsirabe effectivement c’est calme actuellement ! Mais il y a eu une manifestation en février ; moi aussi j’ai des amis à
Antsirabe et peux donner en tant réel des infos. Si, j’ai bien compris tu vis en
France actuellement et non à
Madagascar ?
Alors, pourquoi ne pas donner les infos telles qu’elles ; en ce moment la situation à
Madagascar est très difficile et tu ne peux affirmer à « Marge30 » qu’à
Antsirabe et ses alentours il ne se passera rien.
Donc « oui » je réitère ma position et je suis de l’avis de « dundee33 » il y a un très gros risque d’aller à
Madagascar en vacances actuellement et pousser une personne à partir dans un pays en crise n’est pas trop honorable de ta part surtout que tu ne peux pas prétendre que tout ira bien à
Antsirabe dans les jours suivants son départ. Ou alors tu es un devin !!!!!!!!!!!!!!!!
Nous espérons tous que
Madagascar redevienne comme avant la crise ; un pays agréable où il fait bon vivre.
Véloma,
PS : dernière info (en français), Actuellement manifestation à Tamatave, certains commerces ferment leurs portes ainsi que les bazar kely et bé ; la ville était calme depuis quelques jours, comme quoi vois-tu on ne sait jamais de quoi sera fait demain.