Original post
bonjour à tous, j'ai une amie à l'hôpital(problème aux yeux) et je dois lui transmettre un message . pourriez vous me le traduire.
Bejour,
H@ zao alo de tsy mbola voaray ty entana. Pour l'hiver prochain angamba hoy ty le namanao.
Nahalafo 4 alo aho h@zao, ry kalalika rehetra zany lany vola daolo t@ fety sady miandry solde @ le 09 de tsy te hanao dépense firy. Le pull tsy de mis kil loatra satria lé couleur tsy de tiandreo loatra. Ny écharpes 4 ambiny zany de notazon'Chris fa ampisehony ny namany hono de tsy nandà aho. Ra tsy lafony de alefany poste zé tavela. Naka 1 iz de nataoko 20euros ny azy.
Ka le vola ve alefa avy eo sa gardé ko aty ho an' fahatongavanao? Le West tsy nis fotoana aho nandéhanana t@ poste satri ainao iany fa refa eto lé ranga ty de mizara 2 ty fiara. Nanana compte internet aho (western) fa tsy tadidiko ty mot de passe de no bloqué ndry fory tu compte ko. Ra vao mis fika de alefako ny bananée nao.
95euros zany alo ny vidin'entanao aty.
Bisou be
Voaranao am zay ve les pulls nareo mianaka ?
Ny fahatongavako zany alo rahavako d' tena mbola miankina am je ne sais point ..
Ra ni faniriko d na rapitso aza d andeh saingy indrisy . N'y plan ako zao d' tena itady amant mba misy vola iantoka billet sy valopy Kely , n'a ratsy vêlona ary d' tairiko iany an . Fa d' n'a zany ary d' mbola tsisy pori iany e!!!
Zao alo de tena tsy manam bola intsony a n'a d' ao am compte ko ao aza, d' miaina au jour le jour a ato.
Ka Ra misy Kely alo d' alefaso Ra afaka enao , n'a d' andoavako reto étana reto iany ary . Ra tsy misy western d' mety ve Ra atsofoko ds un compte vazah an olona ? D' izy aty manomè vola gasy Ana ?
Jereo ze mapiety s'y manamora ni fiainanao ao e.
Tsy ay alo karakory t'y 2013 année de la baise ty . Aza itako ka o pire que l année de la loose. :). Hihihiii
I Gilles miresaka amiko matetika eo . 450 mille euros ono nô naodiny t'y anabaviny .( Ozy a oe Ra niaino ni teniko sad tsy nanao coup de pute ahy d' ni investir taty dago d' tsy very pory ni sosy , fa anakapoko iany zany an) De Atony foko aona nô mbola sah angataka fanapina aminy?
I Ra welcome ko de miantso matetika. Ça va v ono? Ça va pas oa . De tataraiko ni favoazana d' conseil si idée de projet bdb nô omeny a , keli sisa tsi itenenako oe " ka meo vola a zany e "
Averiny fa manana économie b ngamba a fa tsis projet ka de ameny n'y évitra d' Za mamoka vola i financena azy .
I madama lasa ani befandrina ani ndray fa misy affaire ony ani .
I dadafara ao nahazo vady , princesse ony, tsy miankiso tsy miananomby, tsy minan akoho , .
I Niry mo d' nisarabady , ao am madama si râpa ao , d' iasaki ni mercredi si samedi maahita ani rayane . Mafatifati Kely ery sady miresaka b zay tsizy. I vv d' mbola ao am Ra jean Paul ao atsavola ao iany .
Zany ni vaovao aty zany e .
Ary t'y ao manakory ?
Bon gros bisous zany e..
je vous remercie d'avance . j'ai essayé de le lire mais elle ne comprend rien.








